Fanadinana momba ny fadimbolana

Fantatrao tsara ve ny fadimbolana ? Tsapao ny fahalalanao ! Understanding Your Period section and test your knowledge!

Mizara firy ny tsingerin'ny fadimbolana? 🤔

Mifidiana iray

Raha miloko mainty na volontany ny rà-n'ny fadim-bolana dia midika izany fa misy tsy milamina 😰

Mifidiana iray

Raha mbola tsy tonga ny fadimbolanao dia midika izany fa bevohoka ianao 🤔

Mifidiana iray

Ahoana ny fomba fidiovana mandritra ny fadim-bolana? 💦

Mifidiana iray

Miverina any amin’ny pejy fandraisana