Fanontaniana momba ny fahasalamana ara-tsaina

Te-handrefy ny fahalalanao momba ny fahasalamana ara-tsaina ve ianao? Tsapao ny fahalalanao! Ny ankamaroan'ny olona dia tsy mahazo tsara ny olana ara-pahasalamana atrehin'izao tontolo izao ankehitriny. Tsapao ny fahalalanao!

Ny olona salama ara-tsaina dia

Choisir une question

Rehefa manana olana amin'ny fahasalamana ara-tsaina ny olona iray dia midika fa

Choisir une question

Marina sa diso? Ny ankizy sy ny zatovo dia tsy manana olona amin'ny fahasalama ara-tsaina.

Choisir une question

Firy ny olona misedra olana ara-tsaina mandritra ny androm - piainany?

Choisir une question

Marina sa diso? Raha manana olana ara-tsaina ianao, dia mety ho salama tsara indray.

Choisir une question

Iza amin'ireto manaraka ireto no fisehon'ny olana ara-tsaina ?

Choisir une question

Inona no olana ara-tsaina tena fahita eo amin'ny zatovo sy ny tanora?

Choisir une question

Ny toe-javatra mety ahatonga ny olana ara-tsaina dia ny

Choisir une question

Inona avy ireo antony mety hanimba ny fahasalamana ara-tsaina?

Choisir une question

Marina sa diso? Manana fahefana hiatrika ireo olana ara-tsaina aho amin'ny alalan'ireo safidy ataoko eo amin'ny fiainana, anisan'izany ny fomba fihevitro sy ny eritreritro?

Choisir une question

Aller à la page d'accueil