Vonona hampiasa aterineto ve ianao ?

Misy olona mandrabiraby ahy ao amin’ny tambajotra sosialy, tokony mamaly ve aho?

Mifidiana iray

Niditra tamin'ny kaontin'ny sipako aho nandritra ny roa minitra fotsiny mba hitsirika ireo hafany, nety ve ny nataoko?

Mifidiana iray

Misy mandefa hafatra tsy mendrika amin'ny tambajotra sosialy, mety ve ny mitatitra izany?

Mifidiana iray

Nifankafantatra tamin’ny olona iray tamin’ny aterineto aho ary mangataka ahy ho any an-tranony izy, afaka mandeha any ve aho?

Mifidiana iray

Fisolokiana daholo ve ireo hafatra amin’ny aterineto/SMS milaza fa nahazo vola ianao?

Mifidiana iray

Naharay hafatra avy amin'ny olona tsy fantatro aho miaraka amin'ny rohy, tokony hotsindriko ve ny rohy hahitana hoe inona izany?

Mifidiana iray

Afaka manome ny tenimiafina ve aho, raha ho an'ny namako akaiky ihany?

Mifidiana iray

Afaka mampiasa ny vaovao hita ao amin'ny aterineto ve aho ho an'ny tetikasa an-tsekoly?

Mifidiana iray

Miverina any amin’ny pejy fandraisana