Mandraisa anjara amin'ny fanatsaharana ny fampiasana plastika be loatra

Andao isika rehetra hanolo-tena mba ho planeta ho mahafinaritra sy salama kokoa no iainantsika, hanampy ireo biby namantsika, ary hanatsara ny fahasalamana sy ny kalitaon'ny fiainantsika. Andao ary hanary ny plastika tsy azo iverenana ampiasaina (tsy ara-bakiteny!).

Vonona aho ny:

Fidio izay rehetra marina

Zarao ny tantaranao. Lazao amin'ny UNICEF ireo hetsika vitanao momba ny “Fanovàna ny fironana momba ny fampiasana plastika” teo amin'ny vondrom-piarahamonina misy anao mba ahafahanao misongadina ao amin'ity tranokala ity

Tsy voatery

Lahy na vavy

Tsy voatery
Mifidiana iray

Taona

Tsy voatery
Mifidiana iray

Miverina any amin’ny pejy fandraisana