"Fanentanana momba ny fiovan'ny toetr’andro", azonao atao izany!!

Nahatsikaritra olana ianao ary te hitady vahaolana amin’izany. Angamba ianao te hiaro valan-javaboary iray na hampihena ny fahalotoan'ny rivotra eo amin’ny tanànanao. Angamba ianao te hanao fihetsiketsehana toa an'i Greta. Mila manao fanentanana ianao – hetsika iray mandrindra ny olona mahakasika ilay hevitra arovanao, ary mandresy lahatra ireo mpitarika manana fahefana hamaha izany.

Misy ampahany enina ny hetsika fanentanana iray. Makà penina sy taratasy, diniho ny ampahany tsirairay amin'ny fanentanana etsy ambany, soraty ny valinteninao, dia ho azonao ny hetsika tianao atao:

Teo aloha Manaraka