2716e815e90942bab7ee418a72aa0d0c

Milalao aho ary miala sasatra !

Tsy afaka miasa toy ny olon-dehibe ny ankizy

Zon'ny ankizy ny milalao, miala sasatra ary mandray anjara amin'ny fialam-boly mifanaraka amin'ny taonany. (Andininy faha-31)

Tsy azo hararaotina ny ankizy mba hahazoana vola, na hanaovana asa mampidi-doza. Raha miasa ny ankizy, ny fepetra sy ny ora fiasana dia tsy maintsy mifanaraka amin'ny taonany, tsy manimba ny fahasalamany sy ny fiarovana azy; ary ny karamany dia tokony ho ara-drariny. (Andininy faha-32)

Teo aloha Manaraka