bced9b9848d04fb69642c14849622370

Fiarovana ny fiainanao manokana

Nahoana aho no tsy maintsy mamorona tenimiafina ho an'ny tranonkala sasany tiako hampiasaina? - Ny tenimiafina dia manampy amin'ny fiarovana ny mombamomba anao, ary koa ny kaonty mailaka sy ny kaonty amin’ny tambajotra sosialy.

  • Aza omena na iza na iza ny tenimiafinao.

  • Ny tenimiafina azo antoka dia misy litera, isa ary marika.

  • Ny tenimiafina ratsy dia, ohatra, ny anaranao, ny daty nahaterahanao na ny “12345” satria mora vinavinaina mba hahafahana mijirika ny kaontinao.

  • Aza mampiasa tenimiafina mitovy amin'ny kaonty rehetra.

  • Ovay ny tenimiafinao isaky ny volana vitsivitsy.

Teo aloha Manaraka