ff672ec0e53e4b89af6a41c0c252bf7c

Manana ny maha-izaho ahy aho !

Ny ankizy rehetra dia tokony manana ny maha-izy azy amin’ny fomba ofisialy

Hatramin'ny nahaterahany dia manan-jo hanana anarana sy zom-pirenena ekena amin'ny fomba ofisialy ny ankizy. Raha azo atao dia manan-jo hahafantatra ny ray aman-dreniny sy ny fitaizana azy izy ireo. (Andininy faha-7)

Tsy maintsy ekena sy arovana ny mombamomba ny ankizy tsirairay. Ny maha-izy azy ny zaza iray dia ny anarany, ny zom-pireneny ary ny fifandraisany amin'ny fianakaviany. Raha esorina amin’ny zaza iray ny maha-izy azy dia tokony miaro sy manampy azy amin'ny famerenana izany ny fanjakana. (Andininy faha-8)

Teo aloha Manaraka