061ecbbe06414fadad2982c3ae2731ce

Mijery ny taonako ny mpitsara!

Tsy tokony hampitovy ny ankizy amin’ny olon-dehibe ny fitsarana.

Tsy azo ampidirina am-ponja miaraka amin'ny olon-dehibe na oviana na oviana ny ankizy manao fahadisoana.

Raha tsy misy zavatra azo atao intsony vao azo ekena ny famonjana ary koa raha tsy iharan’ny herisetra ilay zaza voagadra. raha izany no mitranga, tokony afaka mahita azy hatrany ireo ray aman-dreniny ary mahazo fanampiana ilay zaza. Tsy azo helohina ho faty na melohina mandra-pahafaty mihitsy ny zaza iray. Tsy maintsy manaraka ireo fepetra ireo na ny mpitsara, ny polisy ary ny mpiambina (and-37)

Ny zaza meloka amin'ny fandikan-dalàna dia tsy maintsy karakaraina araka ny tokony ho izy. Tsy maintsy misy porofo mazava mikasika ny helony. Manan-jo hahazo mpisolovava ny ankizy tsirairay. Tokony ho voakarakara arak any tokony ho izy ny zaza iray nomelohina noho ny fandikana lalàna. Tsy maintsy misy porofo mazava mikasika ny helony. Manan-jo hanana mpisolo vav any ankizy tsirairay. Manan-jo ho voakarakara sy handray sazy manaja ny zony, mifanaraka amin’ny taonany ary manamora ny fiverenany eo amin’ny fiaraha-monina ny zaza (and -40)

Teo aloha Manaraka

Average Rating: (0 reviews)

Leave Your Feedback

Recent Reviews