Nampanantenaina izany !
Ny olon-dehibe rehetra dia tokony hampanaja ny Fifanarahana ho an'ny zon'ny ankizy
Mijery ny taonako ny mpitsara!
Tsy tokony handray ny ankizy ho toy ny olon-dehibe ny Fitsarana
Tsy misy manan-jo hanisy ratsy ahy !
Tsy misy olon-dehibe afaka manararaotra na mampidi-doza ankizy
Miaro ahy ny lalàna, amin'ny toe-javatra rehetra!
Ny Fifanarahana dia mamaritra ny toe-javatra manokana rehetra
Milalao aho ary miala sasatra !
Tsy afaka miasa toy ny olon-dehibe ny ankizy
Salama aho !
Ny ankizy dia tokony hihalehibe ao anatin’ny toe-javatra tsara indrindra
Mianatra aho !
Tsy maintsy mandeha an-tsekoly sy mianatra ny ankizy
Afaka maneho hevitra aho !
Manana fahalalana malalaka hieritreritra sy haneho hevitra ny ankizy.
Manana ny maha-izaho ahy aho !
Ny ankizy rehetra dia tokony manana ny maha-izy azy amin’ny fomba ofisialy
Raha tsy afaka mikarakara ahy ny ray aman-dreniko, dia ahoana ny fandehany ?
Ny fanjakana dia tokony manampy ireo ankizy tsy miara-mipetraka amin'ny fianakaviany.
Mikarakara ahy ny ray aman-dreniko !
Manana adidy amin’ny zanaka ny ray aman-dreny
Ilay Fifanarahana momban'ny zon'ny ankizy, mahakasika ahy izany !
Mitovy zo ny ankizy rehetra
© The Internet of Good Things